\v 13 Aveo zareo dia nitondra ny zanaka zareo tamin'Azy mbô hampitrahagna tagnagna, fao nasiahan'ny mpianatra zareo. \v 14 Fa raha hain'i Jesôsy zany, dia vingitry mafy Izy kay nivolagna tamin-jareo hoe: "Ambilao ny zaza hagnatogno zaho, aveo aza sakanagna zareo, fao ny fanajakan-Jagnahary dia amin-jareo mitôvy zareo.