\v 14 Koafa voasambotra Jaona, dia avy tao Galilia Jesôsy nagnambara ny vaovao maharavon-Jagnahary, \v 15 avakeo nivaolagna hoe: "Afa avy ny fotoagna, aveo afa marikitry ny fanjakagnan-Jagnahary. Mifonào dia mankatoava ny vaovao maharavo."