auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 01:46:44 -04:00 committed by root
parent 0e500c1aff
commit f3ee2615ef
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo ôlogno nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay zany, na koa hihôdigny zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."