Thu Oct 24 2019 15:47:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:47:08 -04:00
parent 2a45394f0f
commit f3cc1cf3aa
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avakeo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Variagna tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitôvy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fa tsy mitôvy amin'ny mpanoratra lalàgna.
\v 21 Avakeo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Variagna tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitôvy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fao tsy karaha reo mpanaoratra lalàgna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay mo anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 Nivolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy!" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka taminazy kay nagnantso tamin'ny feo mafy.
\v 23 Aveo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay mo anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 Nivolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy!" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka taminazy kay nagnantso tamin'ny feo mafy.

View File

@ -46,7 +46,7 @@
"01-14",
"01-16",
"01-19",
"01-23",
"01-21",
"01-27",
"01-29",
"01-32",