Fri Nov 15 2019 09:47:21 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 09:47:22 -05:00
parent cf6afc60ea
commit e8920deead
4 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talaohany zareo mody nidaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminazy ndraiky ny lamba vôlomparasy avakeo nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy tagny an-tsaha mbô hilanja ny kakazofijalian'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talaohany zareo mody nidaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminazy ndraiky ny lamba vôlomparasy avakeo nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy tagny an-tsaha mbô hilanja ny hazofijaliagn'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Ireo zay nandalo teo dia nagnaratsy Azy, nagnitokitodoha ary nagnano hoe: "Aha! Anao lehy afaka mandaravagna ny tempoly ary magnorigny zany ao agnatin'ny telo andro, \v 30 avaoto ny haigninao avakeo mijotsoà avy akeo amin'io hazo fijaliagna io!"
\v 29 Ireo zay nandalo teo dia nagnaratsy Azy, nagnitokitodoha ary nagnano hoe: "Aha! Anao lehy afaka mandaravagna ny tempoly ary magnorigny zany ao agnatin'ny telo andro, \v 30 avaoto ny haigninao avakeo mijotsoà avy akeo amin'io hazofijaliagna io!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe : " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."
\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."

View File

@ -98,10 +98,11 @@
"15-12",
"15-14",
"15-16",
"15-19",
"15-22",
"15-25",
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"15-42",