Fri Oct 25 2019 10:14:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:14:33 -04:00
parent 8c51cba425
commit d48ae3d510
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala nadaiha lavitry izy aviteo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andaiha amin'ny lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatra lehy tanimboaloboka. \v 3 Fao nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino.
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala nadaiha lavitry izy aviteo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andaiha amin'ny lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatra lehy tanimboaloboka. \v 3 Fao nisamborin-jareo izy, nipopohiny, avakeo niroahigny tsy hinday na ino na ino.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin-jareo ndraiky izy, aveo noratrain-jareo teo amin'ny lohany ary nalainy baraka. \v 5 Aveo mbôla nagnandefa hafa ndraiky izy, ary nivonon-jareo araiky io. Natan-jareo nitovy zany zareo maro hafa, nipopohigny ny sasany ary nivonogy reo hafa.
\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handaiha amin-jareo ndraiky izy, aveo noratrain-jareo teo amin'ny lohany ary nalainy baraka. \v 5 Aveo mbôla nagnandefa hafa ndraiky izy, ary nivonon-jareo araiky io. Natan-jareo nitovy zany zareo maro hafa, nipopohigny ny sasany ary nivonogy reo hafa.

View File

@ -73,7 +73,7 @@
"05-39",
"05-41",
"12-title",
"12-04",
"12-01",
"12-06",
"12-08",
"12-10",