Thu Oct 17 2019 11:30:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 11:30:40 -04:00
parent fc3e6bb1ce
commit d3d5c2e984
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky taminn'ny sinagaoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary. \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesosy nagnanjany: " Mangina avy eo miboaha amin'azy. \v 26 Ary ny fagnahy maloto nandavo azy avy eo niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky taminn'ny sinagaoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary. \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesosy nagnanjan " Mangina avy eo miboaha amin'azy. \v 26 Ary ny fagnahy maloto nandavo azy avy eo niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.