Sun Nov 17 2019 18:31:53 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:31:54 -08:00
parent 3e7d10d852
commit c653dbb6c6
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 17 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novaolagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fao ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivaolagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "
\v 17 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 18 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novaolagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fao ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivaolagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Jesôsy namaly kay nivaolagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy miaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." Fao ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fao loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanakôlogno zany. Ny tsaratsara aminazy sintrany izy tsy natairaka."
\v 20 Jesôsy namaly kay nivaolagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy miaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." \v 21 Fao ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fao loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanakôlogno zany. Ny tsaratsara aminazy sintrany izy tsy natairaka."

View File

@ -277,6 +277,8 @@
"14-10",
"14-12",
"14-15",
"14-17",
"14-20",
"14-22",
"14-26",
"14-28",