auto save
This commit is contained in:
parent
cdcb7a555e
commit
bad7caf10c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka homby koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivôlagnin-jareo hoe: "Laifaka Zio." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Zio", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko."
|
\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka homby indraiky ny vahoaka, naifa tsy afaka nihinagna aby zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivôlagnin-jareo hoe: "Laifaka Zio." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Zio", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko."
|
Loading…
Reference in New Issue