auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 02:36:39 -04:00 committed by root
parent c458e6b26d
commit b54d689d1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnano hoe: "Mialà marikitry Zaho, ana masantôko! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka izy, ary nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Izy koa misy tiahagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho.
\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnano hoe: "Mialà marikitry Zaho, ana masantôko! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka Izy, ary nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Raha misy tia-hagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho.