auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 09:56:21 -04:00 committed by root
parent 49f733a86a
commit b4e65b37a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Tandrignaiso, nisy mpamafy handaiha hamafy ambeo.\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy ambeo sanany nirabaraba tamin'ny lalagna, kay havy reo vôrogno aveo nihinagna zany.\v 5 Ny ambeo sanany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy reo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.
\v 3 Tandrignaiso, nisy mpamafy handaiha hamafy ambeo.\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy ambeo sanany nirabaraba tamin'ny lalagna, kay havy reo vôrogno aveo nihinagna zany.\v 5 Ny ambeo sanany niraraka tamin'ny tany feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy reo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.