auto save
This commit is contained in:
parent
6bf6523118
commit
a8b8b8d983
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1Nialàny toairagna nisy azy io kay nôdy tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koafa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny Azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zôvy koa nagnameo Azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny moa io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto moa rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny Jesôsy zareo aviteo.
|
||||
\v 1Nialàny toairagna nisy azy io kay nôdy tagny amin'ny tanindrazagnanazy Izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koafa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny Azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zôvy koa nagnameo Azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny moa io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto moa rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny Jesôsy zareo aviteo.
|
Loading…
Reference in New Issue