auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 02:36:39 -04:00 committed by root
parent ac458fed2d
commit 8f3b3b902f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Dia nianko lôha izy, kay nivaqlagna hoe: "Mahita ôlogno karaha kakazo mandaihandaiha ho. \v 25 "Napaitrak'i Jesôsy teo amin'ny masony koa ny tagnany, avakeo nahitan'ny lehy lalaha ny masony, dia nimpôdy tamin'ny laoniny ny fizahagnanazy, ary nahita mazava tsara ny raha jiaby izy. \v 26 Dia nalaifan'i Jesôsy nôdy izy avakeo nivolagniny hoe: "Aza mitsôfotro akao an-tanàgna."
\v 24 Dia nianko lôha izy, kay nivaolagna hoe: "Mahita ôlogno karaha kakazo mandaihandaiha zaho. \v 25 "Napaitrak'i Jesôsy teo amin'ny masony koa ny tagnany, avakeo naboliakany lehy lalahy ny masony, dia nimpôdy tamin'ny laoniny ny fizahagnanazy, ary nahita mazava tsara ny raha jiaby izy. \v 26 Dia nalaifan'i Jesôsy nôdy izy avakeo nivolagniny hoe: "Aza mitsôfotro akao an-tanàgna."