auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:10:17 -04:00 committed by root
parent 899182fceb
commit 879b9434db
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamin-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." \v 35 Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy.\v 36 Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.
\v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamin-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." \v 35 Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy.\v 36 Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 \v 39 Ary jesôsy zeraiky nandry teo ammbon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjoninjareo izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô maty eto atsika?" Avakeo nonjogno izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avako ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida.
\v 39 Ary jesôsy zeraiky nandry teo ammbon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjoninjareo izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô maty eto atsika?"\v 38 Avakeo nonjogno izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avako ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida.