auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:04:17 -04:00 committed by root
parent 384e58562f
commit 86fa1930af
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha taigna tsara dia ny magnala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy raha mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novaolagna mafy zareo Izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô zareo izay nahita azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary\v 15 nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa fogna vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny.
\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha taigna tsara dia ny magnala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy raha mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novaolagna mafy zareo Izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô zareo zay nahita azy tafaran'ny nitsangana tamin'ny maty zareo. \v 15 Ary nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa fogna vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny.