Fri Nov 15 2019 09:59:21 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 09:59:22 -05:00
parent 4ce81db6f8
commit 7b10c16826
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny kakazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nihombogny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy.
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny kakazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nohomboagny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy.