Sat Oct 19 2019 12:43:11 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 12:43:11 -04:00
parent a4ec6194a0
commit 79f539e58b
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy ary nindesin-jareo niboaka. Natolotron-jareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa no Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy ny lohany mpisorona.
\c 15 \v 1 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisoronabe niaraka tamin-jareo sojabe ndraiky zareo mpanoratra làlagna ary ny Synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jesôsy ary nindesin-jareo niboaka. Natolotron-jareo teo amin'ny Pilato Izy. \v 2 Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao moa no Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliany hoe: "Zaho tatô be." \v 3 Nivolagna fiampangagna maro manohitry Jesôsy zaero lohan'ny mpisorona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny mo Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangna entiny zareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany.
\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny moa Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangna entiny zareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany.

View File

@ -57,7 +57,7 @@
"01-43",
"01-45",
"15-title",
"15-04",
"15-01",
"15-06",
"15-09",
"15-12",