diff --git a/15/45.txt b/15/45.txt index 7796e629..a293ccab 100644 --- a/15/45.txt +++ b/15/45.txt @@ -1 +1 @@ -\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny vatagna manintsy. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy. \ No newline at end of file +\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy. \ No newline at end of file