auto save
This commit is contained in:
parent
7d8117b667
commit
61c655c2f2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 46 Homby tao Jeriko zareo. Koafa niboaka ny tanàgna niaraka tamin'ny mpianany ndraiky vahoaka marobe Izy, ny zanak'i TImeo, Bartolomeo zay mpangaho salakady gila, nantotry teo amoron-dalàlagna.47 Koafa naharegny izy fao Jesôsy avy agny Nazareta zany, dia nanomboko nangaikingaiky mafy izy salakady nivolagna hoe: "Ry Jesôsy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fô aminaha! " 48 Maro no nivolagna mafy lehy gila, nivolagna taminazy mbo hangigny. Fa vao maika izy nangaiky mafy hoe: "Ry Zanak'i Davida ô, mamindra fô aminaha! "
|
||||
\v 46 Homby tao Jeriko zareo. Koafa niboaka ny tanàgna niaraka tamin'ny mpianany ndraiky vahoaka marobe Izy, ny zanak'i TImeo, Bartolomeo zay mpangaho salakady gila, nantotry teo amoron-dalàlagna.47 Koafa naharegny izy fao Jesôsy avy agny Nazareta zany, dia nanomboko nangaikingaiky mafy izy salakady nivolagna hoe: "Ry Jesôsy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fô aminaha! " 48 Maro no nivolagna mafy lehy gila, nivolagna taminy mbô hangigny. Fa vao maika izy nangaiky mafy hoe: "Ry Zanak'i Davida ô, mamindra fô aminaha! "
|
Loading…
Reference in New Issue