auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-16 07:43:38 -04:00 committed by root
parent 7527ffbbdc
commit 5aedd6427e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahiny Heroda, aviteo izy nanasa ologno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna m
Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahiny Heroda, aviteo izy nanasa ologno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."