Fri Oct 25 2019 12:04:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:04:33 -04:00
parent e720f24a1c
commit 55f38c76eb
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo faogna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amin-jareo mpamono ôlogno zay voatagna nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandaiha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alohaka.
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo faogna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amin-jareo mpamono ôlogno zay voatagna nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandaiha tamin'i Pilato vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny talohaka.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa raha ny Mpanjakan'i Jiosy no halaifako aminareo?" \v 10 Satria hainy fao fialognagna no nanolaoran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy sintrany no havôtsotro.
\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa raha ny Mpanjakan'i Jiosy no halaifako aminareo?" \v 10 Satria hainy fao fialaognagna no nanolaoran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy sintrany no havôtsotro.

View File

@ -93,7 +93,7 @@
"15-title",
"15-01",
"15-04",
"15-09",
"15-06",
"15-12",
"15-14",
"15-16",