auto save
This commit is contained in:
parent
9467e51a11
commit
4eb907234a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avakeo nivolagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."
|
||||
Avakeo nivôlagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."
|
Loading…
Reference in New Issue