Fri Oct 25 2019 11:34:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:34:33 -04:00
parent d854ab4603
commit 4c6106f4fc
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Ninainagna lehy mpanaoratra lalàgna hoe: "Tsara zany, Mpagnanatra! Voambaranao marigny fao Zagnahary dia araiky, avakeo tsisy ankoatran'ny Izy. \v 33 Ary ny mankatia Azy amin'ny fo jiaby ndraiky amin'ny saigny jiaby avakeo ny angôvo jiaby, avakeo mankatia ny namagna mitôvy amin'ny haigny, dia tsara mandilatra ny fagnatitry roagna jiaby." \v 34 Koafa hitan'i Jesôsy fa nagnamia valin-teny hendry izy, dia nivolagna taminy Izy hoe: "Tsy lavitry ny fanjakan-Jagnahary anao." Aveo tafarany zany, dia tsisy ôlogno nahasaiky nagnapaitraka fagnontaniagna tamin'i Jesôsy eky.
\v 32 Ninainagna lehy mpanaoratra lalàgna hoe: "Tsara zany, Mpagnanatra! Voambaranao marigny fao Zagnahary dia araiky, avakeo tsisy ankoatran'ny Izy. \v 33 Ary ny mankatia Azy amin'ny fo jiaby ndraiky amin'ny saigny jiaby avakeo ny angôvo jiaby, avakeo mankatia ny namagna mitôvy amin'ny haigny, dia tsara mandilatra ny fagnatitry roagna jiaby." \v 34 Koafa hitan'i Jesôsy fa nagnamia valin-teny hendry izy, dia nivolagna taminy Izy hoe: "Tsy lavitry ny fanjakan-Jagnahary anao." Aveo tafaran'ny zany, dia tsisy ôlogno nahasaiky nagnapaitraka fagnontaniagna tamin'i Jesôsy eky.

View File

@ -85,7 +85,7 @@
"12-24",
"12-26",
"12-28",
"12-35",
"12-32",
"12-38",
"12-41",
"12-43",