Sat Oct 19 2019 14:58:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 14:58:21 -04:00
parent 879dd0d0b9
commit 4b966218af
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeragnan' ny fanjakagna), ary nantsôvinjareo jiaby ny antoko miaramila juaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminAzy. \v 18 Dia nanomboko niarahabba Azy zareo ary nivolagna hoe: "Arahaba, Mpanjakan'i jiosy!"
\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeragnan' ny fanjakagna), ary nantsôvin-jareo aby ny antoko miaramila jiaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminAzy. \v 18 Dia nanomboko niarahabba Azy zareo ary nivolagna hoe: "Arahaba, Mpanjakan'i jiosy!"