Thu Oct 24 2019 18:23:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:23:09 -04:00
parent b4d9df0dfd
commit 3e8174c59f
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Reo zay nahita ny raha nisy tamin'ny lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko dia nitantara tamin-jareo ny mahakasiky zany tamin'ny antsimpiriany, aveo koa nitantara mahakasika reo kisoa tamin-jareo. \v 17 Dia nanomboko niangavigny Azy zareo mbô hialany eo amin'ny faritry n-jareo.
\v 16 Reo zay nahita ny raha nisy tamin'ny lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko dia nitantara tamin-jareo ny mahakasiky zany tamin'ny antsimpiriany, aveo koa nitantara mahakasika reo kisoa tamin-jareo. \v 17 Dia nanomboko niangavigny Azy zareo mbô hialany eo amin'ny faritry zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.
\v 18 Koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. \v 19 Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.

View File

@ -64,7 +64,6 @@
"05-11",
"05-14",
"05-16",
"05-18",
"05-21",
"05-25",
"05-28",