auto save
This commit is contained in:
parent
262bc12c10
commit
3652b71585
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnan]
|
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnanjany: "ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay.]
|
Loading…
Reference in New Issue