Mon Oct 21 2019 10:03:36 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 10:03:37 -04:00
parent a8c75b9483
commit 30a917ee74
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha
\v 18 \v 19 \v 20 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.