diff --git a/01/38.txt b/01/38.txt index 8c269af8..1e54c519 100644 --- a/01/38.txt +++ b/01/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 Nivaolagna Izy hoe : "Alôhy atsika handaiha amin'ny toeragna hafa, agny ambailany ao amin'reo tanagna magnodidigny, mbô ahavitako mitory teny agny koa. Fa zany no antony niboahako tatô." \v 39 Dia nitety an'i Galilia jiaby Izy, nitory teny tao amin'ny synagogan-jareo salakady nandroaka masantôko maro. \ No newline at end of file +\v 38 Nivaolagna Izy hoe : "Alôhy atsika handaiha amin'ny toairagna hafa, agny ambailany ao amin'ny reo tanàgna magnodidigny, mbô ahavitako mitory teny agny koa. Fa zany no antony niboahako tatô." \v 39 Dia nitety an'i Galilia jiaby Izy, nitory teny tao amin'ny synagogan-jareo salakady nandroaka masantôko maro. \ No newline at end of file