auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 05:21:46 -04:00 committed by root
parent e253d5e3f0
commit 2657ba2b49
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo kay nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo.\v 6Dia nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy moa areo, lehy Nazarena, lehy nohombogny. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toairagna zay nambilan-jareo azy. \v 7Fao mandihiana, koragno reo mpianany avakeo Petera fao handaiha alohak'areo agny Galilia Izy. Akagny no hahitanareo azy, araka zay nivolagniny taminareo."
\v 5 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo kay nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo.\v 6Dia nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy moa areo, lehy Nazarena, lehy nohombogny. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toairagna zay nambilan-jareo azy. \v 7Fao mandihiana, koragno reo mpianany avakeo Petera fao handaiha alohak'areo agny Galilia Izy. Akagny no hahitanareo azy, araka z nivolagniny taminareo."