From 2173c476146b3ae99bc3d37e58738031885255fa Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 01:46:44 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 2e2d828a..37911ae7 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany no mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 ny ôlogno mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy niraraka tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy niraraka tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file