auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-25 05:16:22 -04:00 committed by root
parent 170310a174
commit 196b664a98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
24 Noho zany Zaho mivaolagna aminareo hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany.\v 25 Koafa mitsangagna ndraiky mivavaka areo, dia tsy maintsy magnambaila zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo.\v 26 [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamotsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Izay agny an- dangitry."]
24 Noho zany Zaho mivaolagna aminareo hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany.\v 25 Koafa mitsangagna ndraiky mivavaka areo, dia tsy maintsy magnambaila zay alahelo jiaby anagnanareo amin-jôvy na amin-jôvy areo, mbô ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo.\v 26 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamotsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Izay agny an- dangitry."]