Thu Oct 24 2019 18:33:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:33:09 -04:00
parent f05c40d922
commit 1496facc9c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantaray amin-jareo raha natan'ny Tômpo taminao, ndraiky namindrany fô taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy aveo nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.
\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantaray amin-jareo raha natan'ny Tômpo taminao, ndraiky namindrany fô taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy aveo nanomboko nagnambara ny zava-dehibe zay natan'i Jesôsy taminy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.

View File

@ -64,6 +64,7 @@
"05-11",
"05-14",
"05-16",
"05-18",
"05-21",
"05-25",
"05-28",