xmw_mrk_text_ulb/14/20.txt

1 line
385 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 05:58:36 +00:00
Jesôsy namaly kay nivôlagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy mikaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." Fa ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fa loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanakôlogno zany. Ny tegna tsara ho azy koa sintrany izy tsy natairaka."