2019-10-25 15:38:33 +00:00
|
|
|
\v 35 Namaly Jesôsy, raha nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; Dia ninainagna Izy hoe: "Manankôry moa ivolagnan'ny mpanoratra lalàgna fao Kristy dia zanak'i Davida? \v 36 Davida haigniny, tamin'ny Fagnahy Masigny, nagnano hoe: 'Ny tômpo nivaolagna tamin'ny Tompoko hoe: mipitraha akeo an-tanako ankahery, mandram-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotroa.' \v 37 Davida hay aby nagnantso Azy hoe: 'Tompoko', kay nagnino no maha zanaka'i Davida an'i Kristy?" Nitandregny Azy tamink-aravoagna reo vahoaka maro be.
|