2019-10-24 07:19:43 +00:00
|
|
|
\v 6Naifa nivôlagna Izy tamin-jareo: "Isaia naminagny tsara mikasika areo mpihatsaravelatsihy. Nosoroatany hoe: 'Tô vahoaka tô magnaja Zaho amin'ny sogniny, fa ny fôny ndraiky lavitry Zaha. \v 7Tsisy aby ny fivavahanga amaizan-jareo Zaho, izy koa maganatra ny fitsipik'ôlombelogno ho fampianaragnan-jareo.'
|