xmw_mrk_text_ulb/01/16.txt

1 line
324 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 16 Koafa nandaiha tagny nagnôlotro matsabôrin'i Galilia Izy, dia nahita an'i Simona ndraiky Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. \v 17 Nivoalagna Jesôsy tamin-jareo : "Avià, magnaraha Zaho, fao ataoko mpagnarato ôlogno areo.'' \v 18 Samby teo dia nagnambaila harato zareo kay nagnaraka Azy.