xmw_jas_text_ulb/01/06.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 6 Fa ambilao izy hangaha amin'ny finoagna tsy misalasala dia karaha daroban-dranomasigny zay entin'ny rivotra sy mitopatopa. \v 7 Fa zany ôlogno zany dia tsy tokony ny handiniky ny hangala na ino na ino avy amin'ny tômpo. \v 8 Ny ôlogno tôrotro zany dia miroa saigny miovaova amin'ny lalagnazy jiaby.