xmw_jas_text_ulb/04/01.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 1Avy aiza moa naviany reo ady sindraiky reo tsy fankazahoagna akeo aminareo? Zany moa tsy avy amin'ny fagniriagnanareo lehy miady amin'ny mpikambagna akeo agnivonareo? \v 2 Magniry areo naifa tsy managna. Mamono sy magniry areo, naifa tsy afaka ny ahazo. miady aveo mimalo areo. Tsy managna areo satria tsy mangaho. \v 3Mangaho areo naifa tsy mahazo satria ratsy fangahoagna, mbô hahavitanareo zany ho amin'ny fagniriagnanareo.