xmw_jas_text_ulb/03/07.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 7 Fao ny karazam-bibidia jiaby, vorogno, biby mandady, ave zava-boarin-dranomasigny dia faolaka avake nifolahin'ny olombelogno.\v 8 Fao momban'ny laila, tsisy ôlogno mahaifa mamaolaka zany. Zy dia ratsy tsy hay fihezigny, feno poizigny mahafaty.