xmw_jas_text_ulb/03/05.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 5 Mitôvy zany koa laila dia rantsagna madiniky amin'ny vatagna, kanaifa izy dia mihambo raha maro. Mbô zahavo koa ny hahilaizan'ny môtro zay magnoro hatihiala. \v 6 Ny laila ndraiky koa dia môtro, tranom-pahotagna napaitraka teo amin'ny ratsam-batantsika. Zany dia mampisy petipentigny ny vatagna jiaby ave magnoro ny lalam-piainagna. Ampirihetin'ny helo ny taignanazy.