auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-18 07:52:52 -04:00 committed by root
parent ed0b1e67a1
commit f979ed3219
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Zany dia tsy fahendrena lehy nilatsaka avy agny ambony. Fao naifa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny masantôko zany. \v 16 Fao agny amin'ny lehy misy fialaonagna ndraiky fanirian-daza, dia misy fifanjevona ndraiky fanaovagna ny ratsy jiaby.\v 17 Fao ny fahendrena avy agny ambony dia madio alohaka, avy eo feno fiadanagna, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô ndraiky vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarignagna dia voafafy ampiadanagna eo agnivon-jareo lehy mampihavagna.
\v 15 Zany dia tsy fahendrena lehy nilatsaka avy agny ambony. Fao naifa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny masantôko zany. \v 16 Fao agny amin'ny lehy misy fialaonagna ndraiky fanirian-daza, dia misy fifanjevona ndraiky fanaovagna ny ratsy jiaby.\v 17 Fao ny fahendrena avy agny ambony dia madio alohaka, avy eo feno fiadanagna, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô ndraiky vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarignagna dia voafafy ampiadanagna eo agnivon-jareo zay mampihavagna.