diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt index d90aa3d..2f01ead 100644 --- a/01/06.txt +++ b/01/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Fa ambilao izy hangaha amin'ny finoagna tsy misalasala dia karaha daroban-dranomasigny zay entin'ny rivotra sy mitopatopa. Fa zany ôlogno zany dia tsy tokony ny handiniky ny hangala na ino na ino avy amin'ny tômpo. Ny ôlogno tôrotro zany dia miroa saigny miovaova amin'ny lalagnazy jiaby. \ No newline at end of file +\v 6 Fa ambilao izy hangaha amin'ny finoagna tsy misalasala dia karaha daroban-dranomasigny zay entin'ny rivotra sy mitopatopa. \v 7 Fa zany ôlogno zany dia tsy tokony ny handiniky ny hangala na ino na ino avy amin'ny tômpo. \v 8 Ny ôlogno tôrotro zany dia miroa saigny miovaova amin'ny lalagnazy jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 1c3886b..6402d13 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ny rahalahy mijaly hagnano ny fisandratany ho raiharaihany. Fa ny ôlogno manan-kariagna amin'ny fizitriany, satria izy dia hidolaigny tôrotro vonikaz-dy amin'ny asitry. Fa ny masôva dia mipiaka amin'ny hafanagna mahamay aveo magnamaigny ny asitry. Ny voninkazo dia mihintsagna, aveo ny hatsarany dia ho levogno. Karaha zany koa ny ôlogno manan-kariagna dia halazo eny amin'ny atsasaka ny diany. \ No newline at end of file +\v 9 Aoka ny rahalahy mijaly hagnano ny fisandratany ho raiharaihany. \v 10 Fa ny ôlogno manan-kariagna amin'ny fizitriany, satria izy dia hidolaigny tôrotro vonikaz-dy amin'ny asitry. \v 11 Fa ny masôva dia mipiaka amin'ny hafanagna mahamay aveo magnamaigny ny asitry. Ny voninkazo dia mihintsagna, aveo ny hatsarany dia ho levogno. Karaha zany koa ny ôlogno manan-kariagna dia halazo eny amin'ny atsasaka ny diany. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 7b489ec..76d22f0 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Sambatra ny ôlogno zay miaritra ny fitsapagna. Satria koafa avy nandalo fitsapagna izy, dia hangala ny satroboninahitry ny fiaignagna, lehy nampagnantenainy tamin'ny reo lehy tia zagnahary. Izy koa fa misy halaim-pagnahy dia aoka izy tsy hivôlagna hoe: "Zagnahary no nalaka fagnaha zaho," satria Zagnahary tsy azon'ny ratsy alaigny fagnahy, salakady tsy mbô malaka fagnahy na zôvy na zôvy. \ No newline at end of file +\v 12 Sambatra ny ôlogno zay miaritra ny fitsapagna. Satria koafa avy nandalo fitsapagna izy, dia hangala ny satroboninahitry ny fiaignagna, lehy nampagnantenainy tamin'ny reo lehy tia zagnahary. \v 13 Izy koa fa misy halaim-pagnahy dia aoka izy tsy hivôlagna hoe: "Zagnahary no nalaka fagnaha zaho," satria Zagnahary tsy azon'ny ratsy alaigny fagnahy, salakady tsy mbô malaka fagnahy na zôvy na zôvy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d76fb76..87afa48 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -35,9 +35,22 @@ "translators": [ "LAPTOP-IQHM9IOH", "MAD104", - "MAD107" + "MAD107", + "DELL" ], "finished_chunks": [ + "front-title", + "01-title", + "01-01", + "01-04", + "01-06", + "01-09", + "01-12", + "01-14", + "01-17", + "01-19", + "01-22", + "01-26", "02-title", "02-01", "02-05", @@ -49,25 +62,15 @@ "02-21", "02-25", "03-title", - "03-09", - "03-11", - "03-13", "03-01", "03-03", "03-05", "03-07", + "03-09", + "03-11", + "03-13", "03-15", - "front-title", - "01-title", - "01-01", - "01-04", - "01-14", - "01-17", - "01-19", - "01-26", - "01-22", "04-title", - "05-title", "04-01", "04-04", "04-06", @@ -75,6 +78,7 @@ "04-11", "04-13", "04-15", + "05-title", "05-01", "05-04", "05-07",