Sun Nov 17 2019 17:51:58 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:51:58 -08:00
commit b7b19db9cd
23 changed files with 46 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Jakoba, mpanompon-Jagnahary ndaiky Tompo Jesôsy Kristy, ho an-jareo foko aroa ambin'ny folo nipariaka: arahaba.\v 2 Alaivo ho aravoagna aby zany, ry rahalahy, koafa fanôjy olagna isan-karazany areo.\v 3 Hainareo fao ny fitsapagna ny finoagnanareo dia mahatonga faharaitagna.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ambilao ny faharaitagna hagnatantairaka ny asanazy, mbo taigna hivoatra ndraiky ho feno tantairaka areo, ka tsy hijaly na ino na ino. \v 5 Izikoa misy aminareo mila fahindriagna, aoka izy hangaho zany amin-Jagnahary, lay araiky zay magnamia an-tsitrapô ndraiky tsy mandatsa zay lehy mangaho, ary amiany azy zany.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Fa ambilao izy hangaha amin'ny finoagna tsy misalasala dia karaha daroban-dranomasigny zay entin'ny rivotra sy mitopatopa. Fa zany ôlogno zany dia tsy tokony ny handiniky ny hangala na ino na ino avy amin'ny tômpo. Ny ôlogno tôrotro zany dia miroa saigny miovaova amin'ny lalagnazy jiaby.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ny rahalahy mijaly hagnano ny fisandratany ho raiharaihany. Fa ny ôlogno manan-kariagna amin'ny fizitriany, satria izy dia hidolaigny tôrotro vonikaz-dy amin'ny asitry. Fa ny masôva dia mipiaka amin'ny hafanagna mahamay aveo magnamaigny ny asitry. Ny voninkazo dia mihintsagna, aveo ny hatsarany dia ho levogno. Karaha zany koa ny ôlogno manan-kariagna dia halazo eny amin'ny atsasaka ny diany.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôlogno zay miaritra ny fitsapagna. Satria koafa avy nandalo fitsapagna izy, dia hangala ny satroboninahitry ny fiaignagna, lehy nampagnantenainy tamin'ny reo lehy tia zagnahary. Izy koa fa misy halaim-pagnahy dia aoka izy tsy hivôlagna hoe: "Zagnahary no nalaka fagnaha zaho," satria Zagnahary tsy azon'ny ratsy alaigny fagnahy, salakady tsy mbô malaka fagnahy na zôvy na zôvy.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa samby alaim-pagnahy amin'ny fagniriany manôkagna ny ôlogno tsiraikeraiky, lehy mampiemotro ndraiky mandresy azy.\v 15 Koafa avy nandiniky ny fagniriagna, dia mitairaka fahotagna zany. Ary koafa mitômbo tantairaka ny ota, dia mitairaka fahafataisagna. \v 16 Aza magneky havandiagna, rahalahiky tiàko.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ny fagnomiazagna tsara jiaby ndraiky ny fagnomiazagna tonga lafatra jiaby dia avy agny agnambo. Zany dia nijôtso avy amin'ny Baban'ny fahazavagna. Miaraka aminazy dia tsisy fivoagna na kandindagna nohon'ny fimpodianagna. \v 18 Zagnahary dia nifidy ny hagnomia fahaterahagna atsika amin'ny volagna ny fahamarinagna, mbo ho karazagna voaloham-bokatry reo raha jiaby zay nifirôgniny atsika.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hainareo zany, rahalahiky tiàko: aoka ny ologno jiaby halaky hitandragny, tsy hivolagn malaky , salakady tsy halaky ho vingitry. \v 20 Fao ny fahavigniran'ologno dia tsy avitagna nyfahamarignan-Jagnahary.\v 21 kay alao ny falotoagna jiaby ndraiky faratsiagna jiaby. Amim-panetrian-taigna dia alaivo ny volagna afa napaitraka, zay afaka mamonjy ny fagnahinareo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Aoka ho mpankatô ny volagna areo fao tsy mpitandregny foagna, kay mavandy amin'ny haigninareo. \v 23 Fao raha misy mitamndregny ny volagna naifa tsy mpankatô, dia hotry ologno araiky mandiniky ny sôrany voajanahary agnaty taratra izy.\v 24 Mandiniky ny aigninazy izy kay mandaiha avy eo saalakady magnadigna samby akeo ny mahakasiky azy. \v 25 Fao ny ologno zay mandiniky tsara ny lalagnan'ny fahafahagna tonga lafatra, ndraiky manohy magnano zany, fao tsy hoe mpitandregny foagna zay magnadigno, dia hitahigny amin-jareo asany zany ologno zany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Koa misy mihevi-taigna ho mpivavaka, naifa tsy mifehy ny lailany, dia mavandy amin'ny fôny izy, ary tsisy vidiny ny fivavahany.\v 27 Ny fivavahagna madio ndraiky tsisy pentigny ake alohan-Jagnaharintsika ndriky ny Babantsika dia zao: hagnampy reo kamboty ndraiky reo mpitondrataigna amin'ny jalin-jareo, ary miaro ny aigny mbo tsy hisy pentigny avy amin'izao tontolo izao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tsy ologno maro no tôkony hanjary mpagnanatra, ry rahalahiky.Haintsika fao hahazo fitsaragna mafimafy atsika. \v 2 Fao atsika jiaby dia tafintôhigny amin'ny fomba maro. Koa misy tsy tafintôhigny amin'ny regny volagna, dia lalahy matotro tantairaka izy, afaka mamehy na dia ny taignanazy jiaby aby.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary koa atantsika lamboridy eo am-bavan'ny regny savaly mbo hagnikaihan-jareo atsika, dia afaka mitonga ny vatagnan-jareo jiaby koa atsika.\v 4 Mbo zahavo koa fao regny sambo, na dia gaida aby aza izy regny ary ndesin'ny rivotro mafy, dia voahaolakan'ny fagnolahagna taigna madiniky agny amin'ny ze jiaby tiàn'ny mpagnamory.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mitôvy zany koa laila dia rantsagna madiniky amin'ny vatagna, kanaifa izy dia mihambo raha maro. Mbô zahavo koa ny hahilaizan'ny môtro zay magnoro hatihiala. \v 6 Ny laila ndraiky koa dia môtro, tranom-pahotagna napaitraka teo amin'ny ratsam-batantsika. Zany dia mampisy petipentigny ny vatagna jiaby ave magnoro ny lalam-piainagna. Ampirihetin'ny helo ny taignanazy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fao ny karazam-bibidia jiaby, vorogno, biby mandady, ave zava-boarin-dranomasigny dia faolaka avake nifolahin'ny olombelogno.\v 8 Fao momban'ny laila, tsisy ôlogno mahaifa mamaolaka zany. Zy dia ratsy tsy hay fihezigny, feno poizigny mahafaty.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Amin'io no hiderantsika ny Tompo ndraiky Baba, ary amin'io no hagnozaognantsika ôlogno, lehy natao mitôvy tamin-Jagnahary.\v 10 Avy amin-jany vava zany no hiboahan'ny fitahiagna ndraiky fagnozaognagna. Ry rahalahiky, tsy tôkony hiboaka reo raha reo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zy moa lôharano magnaboaka rano mamy ndraiky mafaiky avy amin'ny fiboahany?\v 12 Zy moa kakazon'ny aviavy, ry rahalahiky, mamoa oliva? Na ny voaloboka, mamoa aviavy? Ny rano masigny koa tsy afaka hagnamia rano mamy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Zôvy no misy fagnahy sady mahay eo agnivonareo? Ambilao ôlogno zany hagnaboaka fiainagna tsara amin'ny asanazy amin'ny fanetrentaignan'ny fahendrena. \v 14 Fao raha managna fialaonagna mangidy areo, ary fanirian-daza ao am-pônareo, dia aza miambo na mavandy manohitry ny marigny.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Zany dia tsy fahendrena lehy nilatsaka avy agny ambony. Fao naifa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny masantôko zany. \v 16 Fao agny amin'ny lehy misy fialaonagna ndraiky fanirian-daza, dia misy fifanjevona ndraiky fanaovagna ny ratsy jiaby.\v 17 Fao ny fahendrena avy agny ambony dia madio alohaka, avy eo feno fiadanagna, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô ndraiky vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarignagna dia voafafy ampiadanagna eo agnivon-jareo zay mampihavagna.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -2,6 +2,10 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 65ecadbfdfc62d5fb28ee672fb2b34dc029abbfe

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jakoba

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH"
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
@ -45,6 +46,24 @@
"02-14",
"02-18",
"02-21",
"02-25"
"02-25",
"03-title",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-15",
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-14",
"01-17",
"01-19",
"01-26",
"01-22"
]
}