auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 02:29:03 -04:00 committed by root
parent 66abeaf584
commit 9331733a58
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy aiza moa naviany reo ady sindraiky reo tsy fankazahoagna akeo aminareo? Zany moa tsy avy amin'ny fagniriagnanareo lehy miady amin'ny mpikambagna akeo agnivonareo? Magniry areo naifa tsy managna. Mamono sy magniry areo, naif atsy afaka ny ahazo. miady aveo mimalo areo. Tsy managna areo satria tsy mangaho. Mangaho areo naifa tsy amaizagna
Avy aiza moa naviany reo ady sindraiky reo tsy fankazahoagna akeo aminareo? Zany moa tsy avy amin'ny fagniriagnanareo lehy miady amin'ny mpikambagna akeo agnivonareo? Magniry areo naifa tsy managna. Mamono sy magniry areo, naif atsy afaka ny ahazo. miady aveo mimalo areo. Tsy managna areo satria tsy mangaho. Mangaho areo naifa tsy mahazo satria ratsy fangahoagna, mbô hahavitanareo zany ho ami'ny fagniriagnanareo.