auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 02:29:03 -04:00 committed by root
parent 5df6c3a867
commit 4e6bded644
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kay mifagnikia heloka areo, avakeo mifampivavaha, mbô hahivagna areo. Ny vavaka ataon'ny ôlogno marigny dia bahery matanjaka amin'ny fiasany. Elia dia lalahy tôrotro atsika fôgna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ranon'ôragna aveo tsy nilatsaka tamin'ny tany nandrity ny telo tagno sy enim-bôlagna zany. Aviteo nivavaka ndraiky Elia. Ny lagnitra dia nagnomia ranon'ôragna, aveo ny tany namao ny vokany.
\v 16Kay mifagnikia heloka areo, avakeo mifampivavaha, mbô hahivagna areo. Ny vavaka ataon'ny ôlogno marigny dia bahery matanjaka amin'ny fiasany. \v 17Elia dia lalahy tôrotro atsika fôgna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ranon'ôragna aveo tsy nilatsaka tamin'ny tany nandrity ny telo tagno sy enim-bôlagna zany. \v 18Aviteo nivavaka ndraiky Elia. Ny lagnitra dia nagnomia ranon'ôragna, aveo ny tany namao ny vokany.