auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 05:29:05 -04:00 committed by root
parent c175984162
commit 41a4bd5f76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Aviatô, areo lehy manan-kariagna, mitomoagnia aveo mihaikiaikià noho ny reo fahoriagna homby amireo. \v 2 Ny hariagnanareo afa lô, aveo ny fitafiagnanareo afa lanin'ny kalalao. \v 3 Ny vôlamainanareo sindraiky vôlafôtsinareo dia afa harefisigny. Ny harefesigny dia vavolombelogno hagnambaragna areo. Hagnoro ny fônareo tôrotro motro zay. Nakajinareo ny harignanareo ho amin'ny reo andro farany.
\v 1Aviatô, areo lehy manan-kariagna, mitomoagnia aveo mihaikiaikià noho ny reo fahoriagna homby amireo. \v 2Ny hariagnanareo afa lô, aveo ny fitafiagnanareo afa lanin'ny kalalao. \v 3Ny vôlamainanareo sindraiky vôlafôtsinareo dia afa harefisigny. Ny harefesigny dia vavolombelogno hagnambaragna areo. Hagnoro ny fônareo tôrotro motro zay. Nakajinareo ny harignanareo ho amin'ny reo andro farany.