auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 02:29:03 -04:00 committed by root
parent f55ad371b1
commit 193a7a94fa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misy ôlogno moa aminareo sahiragna amin'ny andro sarotra? aoka izy hivavaka. Misy ôlogno ravoravo moa? Aoka izy hihira fideragna. Misy marary moa akeo agnivonareo? Aoka izy hagnantso ny lôhologno ny fiangonagna, aveo aoka zareo hivavaka azy. Aoka zareo hagnôsotro menaka azy amin'ny agnaragna tômpo. Ny fivavaka ny finoagna no hampahivagna lehy ôlogno marary, avakeo ny Tômpo hampitsangagna azy. Raha nanota izy, dia hamôtotro azy zagnahary.
\v 13Misy ôlogno moa aminareo sahiragna amin'ny andro sarotra? aoka izy hivavaka. Misy ôlogno ravoravo moa? Aoka izy hihira fideragna.\v 14Misy marary moa akeo agnivonareo? Aoka izy hagnantso ny lôhologno ny fiangonagna, aveo aoka zareo hivavaka azy. Aoka zareo hagnôsotro menaka azy amin'ny agnaragna tômpo. \v 15Ny fivavaka ny finoagna no hampahivagna lehy ôlogno marary, avakeo ny Tômpo hampitsangagna azy. Raha nanota izy, dia hamôtotro azy zagnahary.