2019-10-22 06:32:57 +00:00
|
|
|
\v 8Magnatôgna zagnahary, dia hagnatogno areo izy. Sasao ny tagnagna areo, areo mpagnano raha tsy manjary, aveo sasao ny fônareo, zay mpiroa saigny. \v 9Malahelôva, mandalà aveo mitomoagniza , aoka ny famohaizagnareo hody fitomagniagna, avakeo haravoagnanareo ho havigniragna.\v10 Manitria taigna akeo agnatraihan'ny Tômpo, dia hampakatra anao Izy.
|