xmw_gal_text_ulb/04/08.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 8 Fa tamin'ny zany fotoagna zany, fony areo tsy nahay an-Jagnahary, dia natao ho andevon'reo zay, amin'ny hery voajagnahary, dia tsy zagnahary nany hely. \v 9 Fa amin'zao areo dia lasa nahalala Zagnahary, na koa hoe hain-jagnahary areo, kay nagnino no himpodiannanreo amin'ny abidim-piannaragna malemy salakady tsisy dikany? Tihy ho andevo ndraiky moa areo?