1 line
390 B
Plaintext
1 line
390 B
Plaintext
\v 21Avakeo zaho dia nandaiha tagny amin’ny faritr'i Syria sindraiky Kilikia. \v 22Tsy mboala hay teo amin'ny reo fiangonagn’i Jodia lehy akao amin'i Kristy zaho. \v 23Regnin-jareo fôgna lehy nikoragnigny hoe: "Lalaha lehy nagnindry atsika letry ny haila igny, kay avaizo izy magnambara finoagna lehy nipotehiny talôha." \v 24Nohon’izany zareo dia nidaira Zagnahary nohon’ny zaho. |